|
|
|
|

Teny iditra1 akoholahy
Singan-teny  2akoho, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Ny lahy amin' ny akoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[lahy, masculine.] A cock. [1.2]
7a rooster. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8coq. [1.8]
[akôho lahy] 9coq. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  10 tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina; [2.69#0]
11 Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana. [2.508#425]
12 Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny. [1.353#]
Voambolana  13 Haibiby: vorona
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  15Randzavola: akoholahy ao amin' ny Baiboly
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02